Teboka Farany (Luchass Raz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
temboka farany
iny omaly iny isika mbola mifakahita
fa hoe andeha hifampitanana amin'ity fiaianana ity isika
na ho mafy na mora dia andeha ho zongaina
satria na ny tangena aza mbola mangidy mety mampiala ny aina
nefa tsika mila mazoto hoy ianao fa tsy malaina
fa mbola tsy fatatra matsy ny vanompotoana hiala ny aina ety
dia mbola velona dia aoka isika ifakatia
fa tsy ifanaratsy , satria io fiainana io miamafy sady ratsy
nefa aza kivy fa ny hetraketraka ety misy foana
fa lalio amin'ny zavatra mahasoa aloha ny vanompotoana
na mety sarotra na mety manao haona
na ny mangidy na ny mamy dia antelomy
fa mbola tsy fatatrao ny ho avy ao arina kely ao
miandrasa lera fa efa kely sisa , dia ho avy
manana fanantena sy faharetana , fa izay mikiry
ihany no tena tafita amin'ny fiainana ( efa kely sisa )
Rap : 2
mafy amiko tsy hahita azy intsony
dia izay sahady ve dia dify tsy hita intsony
ireny fiarana tao anaty ady sarotra ireny
eny...mangidy nefa tsy mahitsy zakaina
na dia sarotra aza ny anadino ireo lasa
fa ianao na lasa tsy ho adino tsy ho voafafa
fa tsika tanana ankavy sy ankavanana ka izay didy marary
eny...tamin'ny tsika toko izany hoe hifanary
nefa kay moa ny olombelona tsy lavoarary
ka tsy mahitsy madalo fafatesana
satria tsisy tonga lafatra raha mbola eto amin'ny ity tany malama maina
izay tsisy azo antenaina , nefa raha mbola niaraka teny foana isika
nefa indrisy ianao ary moa efa dify tsy ho hita
dia ilay ora farany omaly iny no nahitako azy farany
nefa tsy ho voafafa ato ampoko mihitsy ny anarany
sy ireo tantarany sy ireo zavatra niarahana nanao
nefa tonga ilay ora farany dia ny sampana teo ny lalany
Rap : 3
eny....izay ilay fiainana ety an-tany
nefa....nefa sarotra amiko izany nilaozany namana izany
dia fohy sahady diavolana niarahana tsika sy ianao
dia ilay veloma farany iny ve no teny sisa nampetrakao
hoe tararasy farany iny ho ahy
atako haona ary moa fa izay no lahatra ny fiainana sy ny fafatesana
faniriana ny any olombelona fa zanahary no madahatra
fa raha ny tia antsika ary ve tsy hiaraka eny foana
fa ny olombelona tony amalona an-drano ka be siasia
eny ary tonga ny temboka farany izay andehana anao
any amin'ny efitrano fanginana , izay tsy hahitako azy intsony
eny, angina aho na dia tsy ampy ahy
ireny fiarahana tsika ireny
efa nihezaka nanadino aho nefa hatramin"izao mbola tsy mino
hoe dia tena lasa marina ianao iny...
A/C: Luchass Raz
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Luchass Raz
Vangy : 641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : luchassraz
Daty : 29/07/2022 15:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.148