Ne pas pleurer (Luchass Raz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandrify ndrahaona ho no ny fiainany dia latsaka tomany izy
Tsy mba misy   niza niza  hitaraina ho no ety an-tany
Nahaona  fa horiana foana  no zakainy
Nahoana ho izy mizoka ny mafy dia mafy foana isandro
Tsy mba misy fifalina tsy mba misy hasambara
Fa na kaiza ho ny  ianao ry tarampazavana
Toa tsy tazana fa ny aizimpito mameno ny andro
Mameno ny andro ao tanana , fa aona
Aiza  ianao , tiako hita izany
Aiza ho aiza misy any izany ,fandrimpalema mpanahy izany
Fa Tampidalankaleha fa ny lalana Kaleha ary tsy tazana
Fa feno zavina tsy fakahita
ka raha manahonaho foana dia  latsaka any  ankadia ny hafarany…
fa solafaka ianao ka tsy tia ny olona ao tanana ,
tadido fa tsy  ny fanginanao
akory midika fa resy ianao ,
fa no ny fahendrenao dia nagina  tsy ny teny
Tsy fatany anga mba fa na izy mety manana ny fahalemeny

         Ref 1 : aza mitomany
                Fa fafao ny ranomaso
Tsy narao ankivy akory ireo  mpisopatra ny ankaso
Fa ny fiainana dia fiainana eny foana
Fa indray andro mbola ho tapina ho no ny domy
Fa io Lalana io koa anie ka lakalaka
fa ny anao no dinio fa tsy any hafa
fa ny mpanaratsy dia mpanaratsy eny foana
fa ny anao aloha jereo izay eo anolohana


Ref: Mitsaka fa aiza mitanondrika zany
Fa ny sotasota ny sasany ve no atao  ampy tomamy
Tsarovy  fa io rahona mainty io
Mbola tojo ilay masoandro be loha taona  
Ka hiala ny maizina ka hipotraka  ny azavana
Dia izao manaova fihovana , dia hiala  aminao ny adalana
Dia ny volana sy kitana alaivo namana dia ny fiainana
Dia indrindria fa ilay  Nahary antsika
Ilay Nahary  antsika  izao sy ianao ihany…

Rap 2:
Fa ianao akory tsy Havana raha misy patsa
fa rehefa mañana dia tia
Fa rehefa tsy mañana dia arina
Na kamboty aza ianao  tsy  mila kivy  
fa ny eto an-tany anie tsy mahitsy misy foana ny mangidy
Dia  izao mahaiza miaina izay misy eo
fa avelao izy hisehoseho
Fa aza rararina fa io tsy paradisa akory
ka tsy mahitsy eo izay tia
Fa tadido  fa raha misy no tena
tia ny namanany dia  aoka izy andaha ny tena

              Ref 1 : aza mitomany
                Fa fafao ny ranomaso
Tsy narao ankivy akory ireo  mpisopatra ny ankaso
Fa ny fiainana dia fiainana eny foana
Fa indray andro mbola ho tapina ho no ny domy
Fa io Lalana io koa anie ka lakalaka
fa ny anao no dinio fa tsy any hafa
fa ny mpanaratsy dia mpanaratsy eny foana
fa ny anao aloha jereo izay eo anolohana



RAP 3: fa indray androany mbola sendra patsa ray , tsy homby vava
Dia anenina izy ka tonga hitalaho  sy hifona , nefa aiza manindry fo
Fa mahaiza mamela ny helokiny hafa , fa raha vita anao izany
Dia ho avy aminao ny fahasambara sy ny paradisa  eto an-tany
Sy ny amboara fahendrena sy ny fandresena
Fa efa tapitra teo ny alahelo sy ny tomany
Dia ataovy hoe fiadanana be zany ny afarany…

  
Ref: Mitsaka fa aiza mitanondrika zany
Fa ny sotasota ny sasany ve no atao  ampy tomamy
Tsarovy  fa io rahona mainty io
Mbola tojo ilay masoandro be loha taona  
Ka hiala ny maizina ka hipotraka  ny azavana
Dia izao manaova fihovana , dia hiala  aminao ny adalana
Dia ny volana sy kitana alaivo namana dia ny fiainana
Dia indrindria fa ilay  Nahary antsika
Ilay Nahary  antsika  izao sy ianao ihany…

                Ref 1 : aza mitomany
                Fa fafao ny ranomaso
Tsy narao ankivy akory ireo  mpisopatra ny ankaso
Fa ny fiainana dia fiainana eny foana
Fa indray andro mbola ho tapina ho no ny domy
Fa io Lalana io koa anie ka lakalaka
fa ny anao no dinio fa tsy any hafa
fa ny mpanaratsy dia mpanaratsy eny foana





?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Luchass Raz
Visites : 629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : luchassraz
Date : 08/12/2021 19:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0771