ireo sedra (Luchass Raz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fotoana lesy elah madalo ady satrotra
ireny fitsapana fa mahaiza elah miatrikia
Fiainana antany tsy mahitsy misy misopatra foana
Mety hoe omaly mety hoe androany
Miatraka hatrany fa aza mitanodrika zany
Ny ho avy no bajino dia ankino amin’ny ray hatrany
Izy no any mpanafaka antsika ety antany ,
izy ihany no mpadahatra meteza manaiky hatrany
Fa izy anie lety tsy hanary any elah zany ,
fa satriany azy ianao tsy hiala amin’ny nazy izany

Fa aleo verena tsika kely ny sedrasedra ety ,
be ny fahoriana be ny fijalina
Misy ny miafy misy ny manana
manino anefa ianao tsy mba mitovy amin’ny mpanana
Sa ve izay no lalahatra sa ve izay no anjara ,
manino ary raha mba natao mitovy sahala
Misy miaina ao anaty mijalina lalalina ,
fa fahory setoseto Mameno ny andro mpiainany .

Aleo mba asiko indray momba ny fitiavana ,
betsaka amin’izao tanora no mifakatia
Nefa dia voarara tanaty indray py ,
satria tsy mitovy ho no ny viavina sy saranga
Aiza ve dia hoe mainty sy ny fotsy ve dia niaraka ,
Fa manino no manavakavaka nefa
Olombena iray ihany Zanahary tsy na nisy hafa ,
Fa zaho sy ianao ihany
Dia ny ezaka ary ianao nanadino any ilay tina ,
satria voarara ny ray amdreny

Volo koditra sy fiavina hoe tsy mitovy ,
Tsy manino zany fa izay natao hoe sedra
Misy ary mizaka fiainana tena migenja ,
Mafy no ny anao mitraka fa izay ilay fiainana ety antany
Misy fotoana hitolomana ,Misy fotoana hiaretana ,
Misy fotoana hisambara ,Misy fotoana fijalina ,Misy fotoana fahorina
Misy ary sasany dia migatragatra foana ,
Satria niajehany sasany tamin’ny zavatra tsy nataony
Ny ankama rony ny sasany dia ny hedrikedrika ,
no Mampy doboka amin’ny any ampoja
Satria ny teny tsara lahatra ,
Masoko moa efa jamba any vola
indray andro any ianao Manantena
fa... indray andro any mbola mioty very maina any zavatra nataony
Fa izao aloha izay natao hoe sedra ,
Ka indro ary raiso ny amboara fandresena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Luchass Raz
Vangy : 537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : luchassraz
Daty : 08/12/2021 19:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715