You are here: home > Tononkira > Luchass Raz

Mama (Luchass Raz)

https://tononkira.serasera.org/hira/luchass-raz/mama

Mama tiako ô….lehibe ity zanakao
Ka natsapa e! mafy raha netinao …
Nigoga mamy sy ny  mangidy ,Nisotro ny rano tsy tinako…
Niaretanao jiaby ireo e! Ka mendrika isaorana ianao mama
Niaretanao jiaby na mafy aza e !, Nitondra sivy volana e !
Ka mendrika isaorana ianao mama , Niaretanao jiaby na mafy aza
Nitondra sivy volana e!

     REF : Mama rô tiako e !Mama tsy ariko e !
              Niaritry mafy  e ! Tamin’nay e !
              Mama rô tiako .. !Mama tsy ariko e !
              Niaritry jaly e! Tamin’nay e!

LUCHASS RAZ :
Drê maro  volanôlo amin’ny nakâ  , Fa ianao tsy hialako mama
Iza ny izatononkira.serasera.org tsy ankatia anao
Drê maro  volanôlo amin’ny nakâ  , Fa ianao tsy hialako mama
Iza ny iza tsy ankatia anao
Na misy mpanaratsy anao,
zegny tsy ahoako o….
Tsy ataoko amparary ny foko arô mamako e!
Na misy mpanaratsy anao,
zegny tsy ahoako o….
Tsy ataoko amparary ny foko arô mamako e!

REF*2 :
JAH SCAR :
Ka na maro aza zireo ditrako e! Ianao tsy nanary anay e!
Fa ny hezaka foana ianao , nitady izay mba nahasoa anay e!
Ka mendrika isaorana ianao mama , Niaretanao jiaby na mafy aza e !
Nitondra sivy volana e !
Ka mendrika isaorana ianao mama , Niaretanao jiaby na mafy aza
Nitondra sivy volana e!

REF :
A/C : LUCHASS RAZ  feat Jah scar

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Luchass Raz
Mpamaky : 77
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 21/11/2020 11:45:58
ID : 13176

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo