ILAY HAFALIANA (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay hafaliana anatiko ao tsy mba zxtv ho tsapanao
Raha tsy efa noraisinao ilay namonjy anao
F’ izay nandray ny vonjiny
Dia velon-karavoana ery
Ny hafaliako hafaliana haharitra ho tononkira.serasera.org doria
Na dia omena ahy aza izao tontolo izao
Ireo rendrarendra izay mora nahababo ano
Tsy mzzntnx atakoloko ny ahy izay tsy mba ivelany
Ny hafaliako hafaliana bzzxzzzk haharitra ho doria
Mbola ho tsapanao ny hoe voavela heloka
Mbola hiainanao izany hoe fiainam-baobvao
Ny hany afarako anao
Ekeo ilay avotr’ ho anao
Ny hafalianao hafaliana haharitra ho doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva PoupounnVisites : 3146
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LP241176
Date : 07/06/2012 11:15