ILAY HAFALIANA (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay hafaliana ccqwm anatiko ao tsy mba ho tsapanao
Raha tsy efa noraisinao ilay namonjy anao
F’ izay nandray ny vonjiny
Dia tononkira.serasera.org velon-karavoana ery
Ny hafaliako hafaliana haharitra ho doria
Na dia uxvwmn omena ahy aza izao tontolo izao
Ireo rendrarendra izay mora nahababo ano
Tsy atakoloko ny ahy izay tsy mba ivelany
Ny hafaliako hafaliana haharitra dyeqnws ho doria
Mbola ho tsapanao ny hoe voavela heloka
Mbola hiainanao izany hoe fiainam-baobvao
Ny hany afarako anao
Ekeo ilay avotr’ ho anao
Ny hafalianao hafaliana haharitra ho doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 3147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 07/06/2012 11:15