TAPA-KEVITRA (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio aho Jeso Tompo o,
Tena Tapa- kevitra tokoa
manolo-tena hanompo Anao
Inty aho ho anao
Ny amiko rehetra
Eny tsisy fetra
Inty aho ho Anao
Ireo lasako rehetra , izay tena mahamenatra tokoa
Dia hifonako aminao anio
Inty aho ho Anao
Miangavy tompo O
Diovy ny foko
Inty ylblsmxo aho ho Anao
RAISO TOMPO O FA VONONA HO ANAO
Ireo ratra-po, sy rendrarendrako
Indro Hafoiko ,
Inty aho ho Anao
Fanahy mnawtg Masina o
Avia tononkira.serasera.org re Ianao
Mba fenoy anao aho INTY AHO IRAHO AHO
hjnkub
Tena Tapa- kevitra tokoa
manolo-tena hanompo Anao
Inty aho ho anao
Ny amiko rehetra
Eny tsisy fetra
Inty aho ho Anao
Ireo lasako rehetra , izay tena mahamenatra tokoa
Dia hifonako aminao anio
Inty aho ho Anao
Miangavy tompo O
Diovy ny foko
Inty ylblsmxo aho ho Anao
RAISO TOMPO O FA VONONA HO ANAO
Ireo ratra-po, sy rendrarendrako
Indro Hafoiko ,
Inty aho ho Anao
Fanahy mnawtg Masina o
Avia tononkira.serasera.org re Ianao
Mba fenoy anao aho INTY AHO IRAHO AHO
hjnkub
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 2032
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 21:46
