MARAINA (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Ravoravo ery
Raha vao manomboka ny andro
Ny maraina taratry ny hazavan’ ilay masoandro
Ny rivotra madio mamelombelon’ aina ny tontolo
Voakolo ny asa tanan’ Andriamanitra
Isaoran’ Izy Ray nomeny tombon’ andro indray anio
Afaka manao ny asa anendreny tiany hatao
Fifaliana ho ahy (x2) ny mbola novelominy
Nomeny andro iray hanaovana izay sitraky ny fony
Matetika miseho fahita ihany koa raha vao mifoha
Fahakiviana ny olana efa mila hamaky loha
Izao anefa ireny vokatry fadz ny tsy firaharahina
Tsy finoana tsy fahatokiana an’ Andriamanitra

Afaka manao ny asa niljewj anendreny tiany hatao

Nomeny andro jcoo iray hanaovana izay sitraky ny fony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 1820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 21:47