ILAY HAFALIANA (Liva Poupounn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay iwnlsqc hafaliana anatiko ao tsy mba ho tsapanao
Raha tsy efa noraisinao ilay namonjy anao
F’ izay nandray ny vonjiny
Dia velon-karavoana ery
Ny hafaliako hafaliana haharitra ho doria

Na dia omena ahy aza izao tontolo izao
Ireo rendrarendra izay mora nahababo ano
Tsy tononkira.serasera.org atakoloko ny ahy izay sbnbtiq tsy mba ivelany
Ny hafaliako hafaliana haharitra ho doria

Mbola ho tsapanao ny hoe voavela heloka
Mbola hiainanao izany hoe fiainam-baobvao
Ny hany afarako anao
Ekeo ilay avotr’ ho anao
Ny hafalianao hafaliana haharitra ho doria
uqeopz

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liva Poupounn
Visites : 3145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LP241176
Date : 07/06/2012 11:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03