HOPE (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I have a hope that can’t be shakenFanantenako tsy ho levona
Azo antoka
Mahafalifaly
My hope is sure ,
my joy is complete
All day long
Because Jesus
Has gone to make a place
And He will come back for my sake
Nandeha i Jeso
Nanao fitoerana
Hiverina indray haka ahy
Dia ho eo anilany aho
Hatrany
Hiaraka aminy aho
Hatrany
Ato anatiko Izy
Hatrany
Hatrany hatrany
And I’ll be with Him
Always
And I’ll sit with Him
always
And He’ ll live in me
Always
Always before Him
There are many rooms in my Father’s palace
There many tombs for those who forsake
Trano maro ao an-dapan’ ny Ray
Fasana kosa ho an’ izay tsy voaray
Fa mahatoky aho
Satria aho efa mpino
Voninahitra
Asehony ahy
And I chose to trust
And I chose to believe
He chose me to see His Glory
And I’ll be with Him
Always
And I’ll sit with Him
always
And He’ ll live in me
Always
Always before Him
Dia ho eo anilany aho
Hatrany
Hiaraka aminy aho
Hatrany
Ato anatiko Izy
Hatrany
Hatrany hatrany
Nandre Azy aho
Marina Izy
I heard His words
I know it is true
in my life
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 1417
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 10:07