Donak'afo (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Donak’afon’apombo
Tsy mba nisy hafanana
Izy tokasuqr anefa nandoro vantana tiana handraisako anao
Bitsibitsika teo
Horokoroka, angoty
Mamy kely ny antsika tiana ny omaly ho averina indray
Ny lalantsika rahampitso
Ngamba xsirqh ho sarotra aleha
Fandrika, hisy fekj hanadala,
Fitaka eny tsy miala
Ny angaredon’ankaso domy dia ho rava
Hiaraka isika
Fomba ataoko tsy miato
Mikalokalo mangina
Eo amoron’ny toko iandrasana anao raha sendra mba tsy eo
Feon-jorery tomany
Tsy hita anefa any ho any
Ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao mandefa vinany tononkira.serasera.org
Hotantanako ianao
Hitety ny onjan’ny tany
Etsy ankino ny loha
Miondakondana koa
Rodorodon’amboa tsy ahovoka firy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 21044
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 04/09/2006 16:23