Donak'afo (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Donak’afon’apombo
Tsy mba nisy hafanana
Izy anefa nandoro vantana tiana handraisako anao
Bitsibitsika teo
Horokoroka, angoty
Mamy kely ny antsika tiana ny omaly ho averina indray
Ny lalantsika rahampitso
Ngamba tononkira.serasera.org ho sarotra aleha
Fandrika, hisy hanadala,
Fitaka eny tsy miala
Ny angaredon’ankaso domy dia ho rava
Hiaraka isika
Fomba ataoko tsy miato
Mikalokalo mangina
Eo amoron’ny toko iandrasana anao raha sendra dvparce mba tsy eo
Feon-jorery tomany
Tsy hita dwbiuwv anefa any ho any
Ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao mandefa vinany
Hotantanako ianao
Hitety ny onjan’ny tany
Etsy ankino ny rftlus loha
Miondakondana koa
Rodorodon’amboa tsy ahovoka firy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LeveloHits : 20510
Likes : 2 Like
Created by : gasikeli
Date : 04/09/2006 16:23