Donak'afo (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Donak’afon’apombo
Tsy mba nisy hafanana
Izy anefa nandoro vantana tiana handraisako anao
Bitsibitsika teo
Horokoroka, angoty
Mamy kely ny antsika tiana ny omaly ho averina indray
Ny lalantsika rahampitso
Ngamba ho sarotra aleha rcgsmqh
Fandrika, kafpkn hisy hanadala,
Fitaka eny tsy miala
Ny angaredon’ankaso domy dia ho rava
Hiaraka isika
Fomba ataoko tsy miato
Mikalokalo mangina
Eo amoron’ny toko iandrasana anao raha sendra mba tsy eo
Feon-jorery tomany
Tsy hita anefa any ho any tononkira.serasera.org
Ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao oavrdome mandefa vinany
Hotantanako ianao
Hitety ny onjan’ny tany
Etsy ankino ny loha
Miondakondana koa
Rodorodon’amboa tsy ahovoka firy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LeveloVisites : 21045
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 04/09/2006 16:23