Barakay (Levelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny  olon-tsy tiana no manasofaso
Tsy aleo miparitaka
Ny afo nandoro ny lambako omaly
Hodobasako rano
Ny tsilo nandatsaka rà faladia
Tsy andefarana angady
Akopaka dktzf ny elatra lasa hitsoaka
Na kopa-mosara  na modiamodia
Ny sikina atý no atao fato-maty
Izy tsy hdkcnmhn asiako sira fa aleo barakay
Misarin’adala mifandrebireby
Tsy aleo ve misaraka

Midongy mikisina manorisory
Tsy aleo mihatakataka
Fa ny fotaka mandry aza ho’aho raha mikobana
Mety mandrevo
Misitrika ialahy difo-drano dia tsy hita any
Mandrakizay
Atao mampamangy lery zany tany
Hisavika lanitra, hiarahaba ny anjely
Hively lamako, jjiq hanelatra ialahy
Ka hanjary mpitsena ny mody any ankoatra
Voahangy tsy hangirana ho’aho manadala
Fa aleo maka miadana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Levelo
Vangy : 5721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/08/2014 12:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0129