Barakay (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny olon-tsy tiana no manasofaso
Tsy aleo miparitaka
Ny afo nandoro ny lambako omaly
Hodobasako rano
Ny tsilo nandatsaka rà faladia
Tsy hsfvma andefarana angady
Akopaka ny tononkira.serasera.org elatra lasa hitsoaka
Na kopa-mosara na modiamodia
Ny sikina atý no atao fato-maty
Izy tsy asiako sira fa aleo barakay
Misarin’adala mifandrebireby
Tsy aleo ve misaraka
Midongy mikisina manorisory
Tsy aleo mihatakataka
Fa ny fotaka mandry aza ho’aho raha mikobana
Mety mandrevo
Misitrika gtsh ialahy difo-drano dia ojcvz tsy hita any
Mandrakizay
Atao mampamangy lery zany tany
Hisavika lanitra, hiarahaba ny anjely
Hively lamako, hanelatra ialahy
Ka hanjary mpitsena ny mody any ankoatra
Voahangy tsy hangirana ho’aho manadala
Fa aleo maka miadana
Tsy aleo miparitaka
Ny afo nandoro ny lambako omaly
Hodobasako rano
Ny tsilo nandatsaka rà faladia
Tsy hsfvma andefarana angady
Akopaka ny tononkira.serasera.org elatra lasa hitsoaka
Na kopa-mosara na modiamodia
Ny sikina atý no atao fato-maty
Izy tsy asiako sira fa aleo barakay
Misarin’adala mifandrebireby
Tsy aleo ve misaraka
Midongy mikisina manorisory
Tsy aleo mihatakataka
Fa ny fotaka mandry aza ho’aho raha mikobana
Mety mandrevo
Misitrika gtsh ialahy difo-drano dia ojcvz tsy hita any
Mandrakizay
Atao mampamangy lery zany tany
Hisavika lanitra, hiarahaba ny anjely
Hively lamako, hanelatra ialahy
Ka hanjary mpitsena ny mody any ankoatra
Voahangy tsy hangirana ho’aho manadala
Fa aleo maka miadana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LeveloHits : 5722
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/08/2014 12:05
