Barakay (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tqqsm Ny olon-tsy tiana no manasofaso
Tsy aleo miparitaka
Ny afo bsdpvpni nandoro ny lambako omaly
Hodobasako rano
Ny tsilo nandatsaka rà faladia
Tsy andefarana angady
Akopaka ny elatra lasa tononkira.serasera.org hitsoaka
Na kopa-mosara na modiamodia
Ny sikina atý no atao fato-maty
Izy tsy asiako sira fa aleo barakay
Misarin’adala mifandrebireby
Tsy aleo ve misaraka
Midongy mikisina manorisory
Tsy aleo mihatakataka
Fa ny fotaka mandry aza ho’aho raha mikobana
Mety mandrevo
Misitrika ialahy difo-drano dia tsy hita any
Mandrakizay
Atao mampamangy lery zany tany
Hisavika lanitra, hiarahaba ny anjely
Hively lamako, hanelatra ialahy
Ka hanjary mpitsena ny mody any ankoatra
Voahangy tsy hangirana ho’aho gzftc manadala
Fa aleo maka miadana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LeveloVisites : 5722
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 18/08/2014 12:05