Ry olona (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)-Ry olona wxjp ,manatrik'eto loyw izao
No ilazanay vaoavao mahafaly re
Indro teraka Imanoela
Dia Ilay mpamonjy na hoe Mesia
Fiverenana:
Mifalia sy miravoravoa
kgze Tra-pamonjena hianao
Asandrato re ny hoby
Hoan'Andriamanitra
(2)-Ry olona,mandre tononkira.serasera.org izao hira izao
No ilazanay vaovao tena marina
Indro teraka ilay mpamonjy
Teraka ampoko sy amponao
Ambatobe vavatenina
Le 28 novembre 2019
A 17h 55mib
FEO: =Jesosy o
No ilazanay vaoavao mahafaly re
Indro teraka Imanoela
Dia Ilay mpamonjy na hoe Mesia
Fiverenana:
Mifalia sy miravoravoa
kgze Tra-pamonjena hianao
Asandrato re ny hoby
Hoan'Andriamanitra
(2)-Ry olona,mandre tononkira.serasera.org izao hira izao
No ilazanay vaovao tena marina
Indro teraka ilay mpamonjy
Teraka ampoko sy amponao
Ambatobe vavatenina
Le 28 novembre 2019
A 17h 55mib
FEO: =Jesosy o
--------
Link:
