Ry olona (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)-Ry olona ,manatrik'eto izao
No ilazanay vaoavao mahafaly re
Indro teraka Imanoela
Dia Ilay mpamonjy na hoe Mesia


   Fiverenana:
           zqzqr Mifalia sy miravoravoa
    tononkira.serasera.org        Tra-pamonjena hianao
           Asandrato re ny hoby
           Hoan'Andriamanitra


(2)-Ry olona,mandre izao hira izao
No ilazanay vaovao eggnc tena marina
Indro teraka ilay mpamonjy
Teraka ampoko sy azgqit amponao



          Ambatobe vavatenina
Le 28 novembre 2019
A 17h 55mib
FEO: =Jesosy o

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377