Ny Lalana (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ambarako aminareo ity niany ity
Ny tena marigny*
Ny masoko angamba ve nikipy
Sa ny saiko nitapy
Nandeha tamin'ny lalana
Tsy misy hazavana,feno haizin-kitroka
Io no lalana nisafidiko aleha,nefa fahaverezana
tononkira.serasera.org Lalan'i satana izay lalan-dratsy
No lalana nalehako
Miala tsiny aika ny amin'ny sisa
Zaho efa tsy hoany koa
2-Ambarako aminareo ity niany ity
Ny lalana tena maringy*
Ny lalana dia lay Jesoa tgchjog Kristy araka ny nolazainy
Jesosy Kristy no iugwy tena lalana sy fahamarinana
Io no lalana ho safidio aleha
Izay lalan'ny fiainana
NB
*Marigny=Marina
ANDRIANAHINA JEAN ghnei LEOPAUL JUVENOT
LES JUVES
TSILAINTAFIKA

--------
Rohy: