Ny Lalana (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ambarako aminareo ity niany ity
Ny tena marigny*
Ny masoko angamba ve nikipy
Sa ny saiko nitapy
Nandeha tamin'ny lalana
Tsy misy ntobax hazavana,feno tononkira.serasera.org haizin-kitroka
Io no lalana nisafidiko aleha,nefa fahaverezana

   Lalan'i satana izay lalan-dratsy
No lalana nalehako
Miala tsiny aika ny amin'ny sisa
Zaho efa tsy hoany koa

2-Ambarako aminareo ity niany ity
Ny lalana tena maringy*
Ny lalana dia hurqx lay Jesoa Kristy araka ny nolazainy
Jesosy Kristy no tena lalana sy fahamarinana
Io no lalana ho safidio aleha
Izay lalan'ny fiainana


NB
*Marigny=Marina

ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL lahx JUVENOT
LES JUVES
TSILAINTAFIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387