Mivadi-badika ambony ambany (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)-  Mivadi-badika ambony ambany x2
Ny fiainana eto ambony tany
Mivadi-badika ambony ambany X2
Ny fomba ataon'ny kristiana
      Misy ireo vita batisa sy mpandray fanasan'ny Tompo
Diakona mpitory teny ,Mivony magno tsaboraha        
    
  Refrain:
Tanora tononkira.serasera.org hianao ooo,zatovo hianao ooo
Tanora hianao ooo aza variana @Jiromena

Rayamandreny hianao ooo,Tangalamena aaa
Rayamandreny hianao ooo aza variana @ tsaboraha  


(2)- Hianareo zayhkwgv zay kristiana x2
Aoka re mba ho fitaratra
Ka handa fanompoan-tsampy x2
Fa hanaraka rrde an'Andriamanitra
  Misy ireo havanao tonga ao antranonao zedwnrj magnasa magnary kaka
Lazao filazantsara


LES JUVES

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.353