Mivadi-badika ambony ambany (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)- Mivadi-badika ambony ambany x2
Ny fiainana eto ambony tany
Mivadi-badika ambony ifehe ambany X2
Ny fomba ataon'ny kristiana
Misy ireo deuvoh vita batisa sy mpandray fanasan'ny Tompo
Diakona mpitory teny ,Mivony magno tsaboraha
Refrain:
Tanora hianao ooo,zatovo hianao ooo
Tanora hianao ooo aza variana @Jiromena
Rayamandreny hianao ooo,Tangalamena aaa
Rayamandreny hianao ooo aza variana @ tsaboraha
(2)- Hianareo zay kristiana x2
Aoka re mba ho fitaratra
Ka handa fanompoan-tsampy ferqwmkd x2
Fa hanaraka an'Andriamanitra
Misy ireo havanao tonga ao tononkira.serasera.org antranonao magnasa magnary kaka
Lazao filazantsara
LES JUVES

--------
Link: