Jesosy tao Getsemane (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Lay Jesosy tao getsemane oh
Nanafatra cfnypac ny mpianany mba hiari-tory
Fa diranovana qkfz loatra ny fanahiko hoy izy
Toy ny efa ho faty aho izao
Refrain;
Raiko ô,raiko ô,raiko ô
Mba xcqha esory mba esory amiko
Lay kapoaka mangidy toy izao
Nefa tsy sitra-poko tononkira.serasera.org no atao fa ny anao
2-Nanjary ra ny dinitrao ry tompo
Noho ny heloka izay vitanay
Fa diranovana loatra hianao
Hoy ianao toy ny efa ho faty aho izao
Hira paska
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA
Nanafatra cfnypac ny mpianany mba hiari-tory
Fa diranovana qkfz loatra ny fanahiko hoy izy
Toy ny efa ho faty aho izao
Refrain;
Raiko ô,raiko ô,raiko ô
Mba xcqha esory mba esory amiko
Lay kapoaka mangidy toy izao
Nefa tsy sitra-poko tononkira.serasera.org no atao fa ny anao
2-Nanjary ra ny dinitrao ry tompo
Noho ny heloka izay vitanay
Fa diranovana loatra hianao
Hoy ianao toy ny efa ho faty aho izao
Hira paska
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA
--------
Link:
