Jesosy tao Getsemane (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Lay Jesosy tao getsemane oh
Nanafatra uhwvbzgs ny mpianany mba hiari-tory
Fa diranovana loatra ny fanahiko hoy izy
Toy ny efa ho faty aho izao

Refrain;
Raiko ô,raiko ô,raiko tononkira.serasera.org ô
Mba esory mba esory amiko
Lay kapoaka mangidy toy izao
Nefa tsy sitra-poko no atao fa ny anao

2-Nanjary ousj ra ny dinitrao ry tompo
Noho ny heloka izay vitanay
Fa diranovana loatra hianao
Hoy ianao toy ny efa ho faty aho izao

Hira paska
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA feogz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 1238
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 10/11/2018 16:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0678