Haleloia ho any amin'ny avo (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- xyqta Haleloia ho any amin'ny avo
Fa vitanao anie ilay famonjena
Fiderana atolotray ho anao Jesoa
Fa resinao ireo fahavalonao
Refrain
Asandratray ny anaranao Jesosy ô
Hoderainay anie zwod ny anaranao mpamonjy ô
Ho anao anie ny fiderana sy ny voninahitra
Noho ny famonjenao anay
2- Ho derainay hianao Jesoa Kristy ô
Hidera tononkira.serasera.org anao anie ireo zay efa novonjenao
Voninahitra ho anao izay tqgxj namonjy anay
Ka saotra no omenay anao
ANDRIANAHINA
Jean Jeopold Juvenot
TSILAINTAFIKA
MIARINARIVO
VAVATENINA
TOAMASINA

--------
Rohy: