Ampidiro aloha ny tenimiafina
Haleloia ho any amin'ny avo (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Haleloia ho any amin'ny avo
Fa vitanao anie ilay lllct famonjena
Fiderana atolotray ho anao Jesoa
Fa resinao ireo fahavalonao
Refrain
Asandratray ny anaranao Jesosy ô
Hoderainay anie ny anaranao mpamonjy ô
Ho anao anie ny fiderana sy ny voninahitra
Noho ny famonjenao anay
2- Ho derainay hianao Jesoa Kristy ô
Hidera tononkira.serasera.org anao anie ireo obuetvs zay efa novonjenao
Voninahitra ho anao izay namonjy anay
Ka pcwfd saotra no omenay anao
ANDRIANAHINA
Jean Jeopold Juvenot
TSILAINTAFIKA
MIARINARIVO
VAVATENINA
TOAMASINA
Fa vitanao anie ilay lllct famonjena
Fiderana atolotray ho anao Jesoa
Fa resinao ireo fahavalonao
Refrain
Asandratray ny anaranao Jesosy ô
Hoderainay anie ny anaranao mpamonjy ô
Ho anao anie ny fiderana sy ny voninahitra
Noho ny famonjenao anay
2- Ho derainay hianao Jesoa Kristy ô
Hidera tononkira.serasera.org anao anie ireo obuetvs zay efa novonjenao
Voninahitra ho anao izay namonjy anay
Ka pcwfd saotra no omenay anao
ANDRIANAHINA
Jean Jeopold Juvenot
TSILAINTAFIKA
MIARINARIVO
VAVATENINA
TOAMASINA
--------
Link:
