MIBEBAHA IANAO (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mibebaha ianao fa andro farany izao
Mananton'ilay Andriamanitra Ray
Fa nhqhyqql hoavy ny andro hiantsoan'ny Tompo anao
Na hovoavonjy ianao na hovoaheloka mandrakizay
REF :
Miaingà ianao jereo ny tononkira.serasera.org Tompo hivavao
Fa miharatsy izao fiainan'izao
Antsoy Jesô fa Izy tsy mandao anao
'Lay ondry very nania ka hita indray
Jesô no làlana fahamarinana
Fiainana sy Paradisa soa
Mibebaha ianao miambena re ka mivavaha
Fa btnrysk upqz tsy fantatrao ny andro ora fe-potoana
Ny Mpanjaka Masina ho tonga tampoka
Hampaneno ny Trompetran'ny Lanitra
REF : ….......................... X2
A/C : Group MIHARY
Mananton'ilay Andriamanitra Ray
Fa nhqhyqql hoavy ny andro hiantsoan'ny Tompo anao
Na hovoavonjy ianao na hovoaheloka mandrakizay
REF :
Miaingà ianao jereo ny tononkira.serasera.org Tompo hivavao
Fa miharatsy izao fiainan'izao
Antsoy Jesô fa Izy tsy mandao anao
'Lay ondry very nania ka hita indray
Jesô no làlana fahamarinana
Fiainana sy Paradisa soa
Mibebaha ianao miambena re ka mivavaha
Fa btnrysk upqz tsy fantatrao ny andro ora fe-potoana
Ny Mpanjaka Masina ho tonga tampoka
Hampaneno ny Trompetran'ny Lanitra
REF : ….......................... X2
A/C : Group MIHARY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lehilahy FLMAKHits : 689
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 26/01/2023 10:09
