Mbola tia (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mmmmh...
i Antsako oh!
Izao anie ka tena tia anao
Fa marary aho raha ilaozanao
Mba miverena malala ee..
Ny nenina ee!
tsy mba aloha fa avy ao afara
Mandatsa ahy utff foji daholo ireo tantara
Raha misaina ny lasa aho
Ref:
Na dia tsy henonao ary ny hantso ataoko
Dia averiko tononkira.serasera.org foana fa mbola tena tiako ianao
Malahelo ilay nilaozanao oo...
Fa hiwl tsy mahita ny lalan-kombana
Very hevitra ,toa zava-poana izay atao
oooo... Fa malahelo anao
i Antsako oh!
Izao anie ka tena tia anao
Fa marary aho raha ilaozanao
Mba miverena malala ee..
Ny nenina ee!
tsy mba aloha fa avy ao afara
Mandatsa ahy utff foji daholo ireo tantara
Raha misaina ny lasa aho
Ref:
Na dia tsy henonao ary ny hantso ataoko
Dia averiko tononkira.serasera.org foana fa mbola tena tiako ianao
Malahelo ilay nilaozanao oo...
Fa hiwl tsy mahita ny lalan-kombana
Very hevitra ,toa zava-poana izay atao
oooo... Fa malahelo anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LaurinVangy : 1134
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : laurinyan1
Daty : 13/10/2022 22:25
