Tsy very ny miaraka aminao (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tìko, Tìko, tìko
Ny miaraka amin'i Jesô
Fa mahery, Mahery, Mahery aho
Satria manana Anao
Tìko, Tìko, tìko
Ny miaraka amin'i Jesô
Fa mahery, Mahery, Mahery aho
Satria manana Anao
Refrain:
Izahay zanaka Ambohidavenona é
Faly fa manana gxddiigf tononkira.serasera.org an'ilay zoky mpiaro é
Nareo tsy mandray azy dia tena hanenina é!
Any amin'ny Elo nareo no mifangaro é
Izahay zanaka Ambohidavenona é
Faly fa manana an'ilay zoky mpiaro é
Nareo tsy mandray azy dia tena hanenina é!
Any amin'ny Elo nareo no mifangaro Ôô..!
2-Tsy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa misy mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
sy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa qkra aho fa misy mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho vduzl ry zareo e!
Tsy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa misy mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
(Laurin Ambohidavenona)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LaurinVangy : 140
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : laurinyan1
Daty : 01/03/2026 08:18