Mbola tia (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org mmmmh...
i Antsako oh!
Izao anie ka tena tia anao
Fa marary aho raha ilaozanao
Mba miverena malala ee..
Ny nenina ee!
tsy mba aloha fa avy ao afara
Mandatsa llpnf ahy daholo ireo tantara
Raha misaina ny lasa aho
Ref:
Na dia tsy henonao ary ny hantso ataoko
Dia averiko foana fa mbola tena tiako ianao
Malahelo ilay nilaozanao oo...
Fa tsy mahita scajux ny lalan-kombana
Very hevitra ,toa zava-poana izay atao
oooo... Fa malahelo xpbuk anao
i Antsako oh!
Izao anie ka tena tia anao
Fa marary aho raha ilaozanao
Mba miverena malala ee..
Ny nenina ee!
tsy mba aloha fa avy ao afara
Mandatsa llpnf ahy daholo ireo tantara
Raha misaina ny lasa aho
Ref:
Na dia tsy henonao ary ny hantso ataoko
Dia averiko foana fa mbola tena tiako ianao
Malahelo ilay nilaozanao oo...
Fa tsy mahita scajux ny lalan-kombana
Very hevitra ,toa zava-poana izay atao
oooo... Fa malahelo xpbuk anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LaurinVisites : 1199
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : laurinyan1
Date : 13/10/2022 22:25
