Lanitra Ambony (Laurin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_
Misy toerana iray tena hafa kely i
Tanana izay tiako hitoerana tsy ho ela intsony
Tena hafa diun kely rqddt sy toerana misy ny Anjely i
Tsara voatra sy tononkira.serasera.org kanto
'Rony Lanitra ambony

Ref:
Hovay ary ny fonao
Fa handray ny Tomponao
Ka miomana fa maika ny ahita an'I JESOSY
Hatolory azy ary ny tenanao
Ka miomana sao tara ianao
Ilay tiany sy mamy ny Fony

2_
Ilay Rainao ao Ambony ao
Dia mijery, mitantana anao hatrany hatrany
Ka dieny izao, avia, miverena ianao
Fa sao tara loatra
Ka tsy xsdvtn ho henoiny intsony

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Laurin
Hits : 832
Likes : 1 Like
Created by : laurinyan1
Date : 13/10/2022 22:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.164