Hiverina indray (Laurin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatr'izay ry Ray,
Ianao mitsinjo,miaro ny tononkira.serasera.org Zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay izahay
Fa nanarinao hiverin'ambalanao

*Ny fahotana vitan'ireo razanay
Tsy narahinay,tsy nahasoa anay
Ny adalana ho arianay f'efa fay,tena fay
Ka aleonay manaradia an'i Ray

Ny zrtsj rà nalatsak'i JESOSY be fitia
No nahavoavela ny fahotako sy ny anao
Paradisa tena soa no miandry anao any ho any
Ka dieny izao dia zsogii tapaho ny hevitrao

Ref:
Hatr'izay ry Ray mpahary anay
Ianao mitsinjo,miharo ny zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay
Fa auok nanarinao hiverina ambalanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Laurin
Hits : 2040
Likes : 0 Like
Created by : laurinyan1
Date : 07/04/2017 13:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1644