Mbola tia (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mmmmh...
i Antsako oh!
Izao anie ka tena tia trhlbxg anao
Fa marary aho raha ilaozanao
Mba tononkira.serasera.org miverena malala ee..
Ny nenina ee!
tsy bofkp mba aloha fa avy ao afara
Mandatsa ahy daholo ireo tantara
Raha misaina ny lasa aho
Ref:
Na dia tsy henonao ary ny hantso ataoko
Dia averiko foana fa mbola tena tiako ianao
Malahelo ilay nilaozanao oo...
Fa tsy mahita ny lalan-kombana
Very hevitra ,toa zava-poana ujqrj izay atao
oooo... Fa malahelo anao
i Antsako oh!
Izao anie ka tena tia trhlbxg anao
Fa marary aho raha ilaozanao
Mba tononkira.serasera.org miverena malala ee..
Ny nenina ee!
tsy bofkp mba aloha fa avy ao afara
Mandatsa ahy daholo ireo tantara
Raha misaina ny lasa aho
Ref:
Na dia tsy henonao ary ny hantso ataoko
Dia averiko foana fa mbola tena tiako ianao
Malahelo ilay nilaozanao oo...
Fa tsy mahita ny lalan-kombana
Very hevitra ,toa zava-poana ujqrj izay atao
oooo... Fa malahelo anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LaurinHits : 1134
Likes : 1 Like
Created by : laurinyan1
Date : 13/10/2022 22:25
