Lasalasa ambiroa (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasalasa ambiroa,mitazana azy roa
Ravom-pitiavana,feno hasambarana
Tsaroako bxmkea ny rnghr taloha,tsaroako isika roa
Nikasa hiara-dia,nikasa ho doria

Injay feom-baliha,toa manakora...
Injay fitia,manainga moramora

Iray sento aminao, ny fiainam-baovao
Io nofy mielina, sary miserana
Io feon-kira iray, lnzr ventsoinao fahizay
Mamohafoha tsiahy,mamelombelona tononkira.serasera.org ahy...

Injay feom-baliha,toa manakora...
Injay fitia,manainga moramora

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 14559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0765