Antson’ny Manina (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry vorona o!
E ry vorona ery! (X2)
Inona ihany aho aedpusop mba toa anao io e
Kopaka elatra ihany dia ho ampy
Hiangako dieny androany
Ho any alavitra
Ho any amin’ny misy azy
Sarotra mantsy ny lalana ombana
Avo loatra irony avoana
Mbola lalina koa ny rano
Tsy araky ny aiko izany, sao dia tratra hariva
O ry vorona o!
E ry vorona ery!
——
O ry volana o
E ry volana ery (x2)
Mba raiso qomlip ho aho eny aminao eny e
Eny mantsy toa ahita ny any
Fantatro izy fa mijery anao
Sao dia mba tafahoana e
Ny ootand masonay samy miandry
Fa , vetivety tononkira.serasera.org ihany anie fa tsy ela
Raha tsy mety moa atao ahona e
Ny tenako any na mbola ety aza
Ny foko dia efa any, tsy adala fa tena tia o!
E ry volana ery!
E ry vorona ery! (X2)
Inona ihany aho aedpusop mba toa anao io e
Kopaka elatra ihany dia ho ampy
Hiangako dieny androany
Ho any alavitra
Ho any amin’ny misy azy
Sarotra mantsy ny lalana ombana
Avo loatra irony avoana
Mbola lalina koa ny rano
Tsy araky ny aiko izany, sao dia tratra hariva
O ry vorona o!
E ry vorona ery!
——
O ry volana o
E ry volana ery (x2)
Mba raiso qomlip ho aho eny aminao eny e
Eny mantsy toa ahita ny any
Fantatro izy fa mijery anao
Sao dia mba tafahoana e
Ny ootand masonay samy miandry
Fa , vetivety tononkira.serasera.org ihany anie fa tsy ela
Raha tsy mety moa atao ahona e
Ny tenako any na mbola ety aza
Ny foko dia efa any, tsy adala fa tena tia o!
E ry volana ery!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 4394
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Priscillar
Daty : 14/10/2018 13:02
