N'aiza misy ahy (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza misy ahy hotsaroako foana ianao
Ny qofapit elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tsy atakaloko
Satria tononkira.serasera.org lamba irakofako



Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao euiub no ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao no jgnoedjy anilako eo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 26649
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriamady Doris
Daty : 16/07/2003 09:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284