N'aiza misy ahy (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza misy ahy hotsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao cbrmam no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tsy atakaloko
Satria lamba irakofako



Ireo dina izay cdrqyx natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia tononkira.serasera.org nafoiko noho ianao
Raha raokl sendra aho ka tomany
Ianao no anilako eo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalao Rabeson
Hits : 26989
Likes : 1 Like
Created by : Andriamady Doris
Date : 16/07/2003 09:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2918