N'aiza misy ahy (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza misy ahy hotsaroako foana ianao
Ny yvbano elanelan-tany tsy hanova ny sipwhl fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tsy atakaloko
Satria lamba irakofako



Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no czwhgj ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao tononkira.serasera.org no anilako eo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalao Rabeson
Visites : 26987
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Andriamady Doris
Date : 16/07/2003 09:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369