Fara-mozika (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Madiva ny tononkira.serasera.org hifarana ny dia
Tsy fantatro aho na te-hijanona vlehfk na tsia
Mozika farany no injay nanakoako
Tamizay indrindra ianao no nandalo
Izay no fara-mozika
Nandihizantsika izaho sy ianao
Izay feon-kira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay
Mpifankatia hatrany isika hatrizay
Fahoriana fifaliana dia iray
Kanjo indray andro niova ianao ry tiana
Sahinao ny niteny hoe : masina
Ranomaso sisa no indro mitanisa
Feon-kira bckh iray izay tavela ...
lalalalala ... doop
Tsy fantatro aho na te-hijanona vlehfk na tsia
Mozika farany no injay nanakoako
Tamizay indrindra ianao no nandalo
Izay no fara-mozika
Nandihizantsika izaho sy ianao
Izay feon-kira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay
Mpifankatia hatrany isika hatrizay
Fahoriana fifaliana dia iray
Kanjo indray andro niova ianao ry tiana
Sahinao ny niteny hoe : masina
Ranomaso sisa no indro mitanisa
Feon-kira bckh iray izay tavela ...
lalalalala ... doop
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 18197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:51
