Fara-mozika

Lohateny Fara-mozika
Nampiditra raniry
Tamin'ny 15/03/2010 07:32
Vangy : 397
Fara- Mozika

G#
C#                     Cm        Am#                 Dm#       G#
Nadiva ny hifarana ny  hira  tsy fantaro aho na te hijanona na tsia
C#                     Cm         Am#                     Dm#   G# 
Mozika farany no injay nanakoako  tamin’izay indrindra ianao nandalo 


D#      G#       Cm     C#   Am#       D#        G#
Izay no faaaaaaara- mozika   nadihizantsika zaho sy ianao 
      C       C#    Am#        Dm#            D#         G#
Iiiiizay feon-kira izay        nodihizintsika teo mandrakizay


 C#                      Cm        Am#            D#         G# 
Nifankatia hatrany isika hatrizay   Fahoriana fifaliana dia iray 
C#                              Cm         A#           Dm#       G#
Kanjo indray andro niova  ianao ry tiana   Sahinao no niteny hoe masina


D#        G#    Cm     C#     Am#     D#    G#
Izay no faaaaaaaara- mozika  nadihizantsika zaho sy ianao 
      Cm      C#    Am#      Dm#            D#          G#
Iiiiizay feon-kira izay      nodihizintsika teo mandrakizay
Cm   C#                  Cm#    C#        Cm     Fm   Am#       D#
Ranomaso sisa no indro mita    nisa   Feonkira    iray zay taveeeeeeeela 

C#                          Cm    Am#         D#      G#
La la  la lalalalalalala      lalalalalalalala  lala 

D#        G#       Cm     C#   Am#       Dm#   G#
Izay no faaaaaara- mozika nadihizantsika   zaho sy ianao 
      Cm         C#    Am#   Dm#                D#        G#
Iiiiizay feon-kira izay      nodihizintsika teo mandrakizay

C#   C   C#   C     Cm   G#
La la  la lalalalalalala


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089