Fara-mozika (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Madiva ny hifarana ny dia
Tsy fantatro aho na te-hijanona na tononkira.serasera.org tsia
Mozika farany no injay nanakoako
Tamizay indrindra pmfuud ianao no nandalo

Izay no fara-mozika
Nandihizantsika izaho sy ianao
Izay feon-kira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay

Mpifankatia hatrany isika hatrizay
Fahoriana fifaliana dia iray
Kanjo indray andro niova ianao ry tiana
Sahinao ny niteny hoe : masina

Ranomaso vocs sisa sfwkrjfm no indro mitanisa
Feon-kira iray izay tavela ...

lalalalala ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalao Rabeson
Visites : 18785
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Holy
Date : 13/06/2002 23:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3201