FANOLORAN-TENA (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô mifona aminao
Ninia tsy nahalala Anao
Nihevitra ho mahery sy mahay
Ka nanalavitra Anao
Tompo ô mifona aminao (zahay)
Ninia tsy nahalala Anao
Nihevitra ho mahery nezufr sy mahay
Ka nanalavitra Anao
Fiv :
Indro havaoziko ny fanoloran-tena
Hanompo Anao doria
Atoroy ahy ny làlam-pamonjena
Mba tsy ho very ety
Tsy tononkira.serasera.org mendrika teo imasonao
Ny hadalàko tety
Raiso aho Tompo, ka fqfnfx anjakao
Mbola toaa anehoy fitia
A/C : RTT
Ninia tsy nahalala Anao
Nihevitra ho mahery sy mahay
Ka nanalavitra Anao
Tompo ô mifona aminao (zahay)
Ninia tsy nahalala Anao
Nihevitra ho mahery nezufr sy mahay
Ka nanalavitra Anao
Fiv :
Indro havaoziko ny fanoloran-tena
Hanompo Anao doria
Atoroy ahy ny làlam-pamonjena
Mba tsy ho very ety
Tsy tononkira.serasera.org mendrika teo imasonao
Ny hadalàko tety
Raiso aho Tompo, ka fqfnfx anjakao
Mbola toaa anehoy fitia
A/C : RTT
--------
Rohy:
