Faneva MIKAIA FAMONJENA (KTLM MIKAIA FAMONJENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ventesinay ny fihobiana hiranay ny fiantsoana
asandratray ny vavaka an-kira
'ndrao misy ihany hanohy
fa tsy misy volamena nahavidy ny ainay
afatsy Jesosy izay nomenao
noho ny fitiavanao ry Ray

    ref:Ny fahaizana ho tota,ny harena mety ho egeqlm may
          fa raha izahay kosa dia ny Anaran'I Jehovah Andriamanitray
        hamtqmnh   no ho deraina

Izahay manokan-tena hihira mba tononkira.serasera.org tsy ny vato no hiantsoantso
ny feonay tsy mety mangina hideranao olefndap ato am-ponay ato
fa tsy misy volamena nahavidy ny ainay
afatsy Jesosy izay nomenao
noho ny fitiavanao ry Ray
    
    ref:Ny fahaizana ho tota,sns...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM MIKAIA FAMONJENA
Vangy : 1317
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mikafityh
Daty : 05/07/2019 14:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289