AKAIKY (KTLM MIKAIA FAMONJENA)

Ny eo akaikinao Jeso no tiako
ny miaraka aminao ny fifaliako
ny tenako,ny fo,fanahiko
Mba hanjakao mba ho Anao tokoa

  ref:Hiarak'Aminao no sitrako
       ny fonao sy ny foko hitempo iray
  tononkira.serasera.org     mba hamorony fo manaiky  hianatr'aho
       hanaraka izay tianao atao

Ny masoko,ny vavako,ny sofiko
ny tanako sy tongotro,ny vatako
izay rehetra mbola ananako
atolotro ho fiderana Anao

ref:Hiarak'Aminao, sns...

Mpihira : KTLM MIKAIA FAMONJENA
Mpamaky : 508
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mikafityh
Tamin'ny : 05/07/2019 12:08:10
ID : 11873

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo