Faneva MIKAIA FAMONJENA (KTLM MIKAIA FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ventesinay ny fihobiana hiranay ny fiantsoana
asandratray znkolw ny vavaka an-kira
'ndrao misy ihany hanohy
fa tsy misy volamena nahavidy ny ainay
afatsy Jesosy izay nomenao
noho ny fitiavanao ry Ray
ref:Ny fahaizana ho tota,ny harena mety ho may
fa raha jqurkw izahay kosa dia ny Anaran'I Jehovah yunwqyui Andriamanitray
tononkira.serasera.org no ho deraina
Izahay manokan-tena hihira mba tsy ny vato no hiantsoantso
ny feonay tsy mety mangina hideranao ato am-ponay ato
fa tsy misy volamena nahavidy ny ainay
afatsy Jesosy izay nomenao
noho ny fitiavanao ry Ray
ref:Ny fahaizana ho tota,sns...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM MIKAIA FAMONJENAVisites : 1314
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mikafityh
Date : 05/07/2019 14:07