KTLM MIKAIA FAMONJENA
2639
Nampiditra : mikafityh
Tamin'ny : 02/07/2019 18:26:11
Mombamomba :
Ny KTLM Mikaia Famonjena dia niforona tamin'ny 2005,mbola tsy KTLM izy tamin'izany fa Sekoly Alahady Mpihira.Nandalo fotoana sy toe-javatra maro ny antoko Mpihira Mikaia Famonjena nefa mbola nitazona ary hitazona ny teny faneva nanorenana azy dia ny salamo 20:7b"Ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay"