AKAIKY (KTLM MIKAIA FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo akaikinao Jeso no tiako
ny miaraka aminao ny fifaliako
ny tenako,ny fo,fanahiko
Mba hanjakao mba ho Anao tokoa
ref:Hiarak'Aminao no sitrako
ny fonao sy ny foko hitempo iray
tononkira.serasera.org mba hamorony fo manaiky hianatr'aho
vderjeoq hanaraka xsvf izay tianao atao
Ny masoko,ny vavako,ny sofiko
ny tanako sy tongotro,ny vatako
izay rehetra mbola uclt ananako
atolotro ho fiderana Anao
ref:Hiarak'Aminao, sns...
ny miaraka aminao ny fifaliako
ny tenako,ny fo,fanahiko
Mba hanjakao mba ho Anao tokoa
ref:Hiarak'Aminao no sitrako
ny fonao sy ny foko hitempo iray
tononkira.serasera.org mba hamorony fo manaiky hianatr'aho
vderjeoq hanaraka xsvf izay tianao atao
Ny masoko,ny vavako,ny sofiko
ny tanako sy tongotro,ny vatako
izay rehetra mbola uclt ananako
atolotro ho fiderana Anao
ref:Hiarak'Aminao, sns...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM MIKAIA FAMONJENAVangy : 1422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mikafityh
Daty : 05/07/2019 14:08
