Faneva MIKAIA FAMONJENA (KTLM MIKAIA FAMONJENA)

Ventesinay ny fihobiana hiranay ny fiantsoana
asandratray ny vavaka an-kira
'ndrao misy ihany hanohy
fa tsy misy volamena nahavidy ny ainay
afatsy Jesosy izay nomenao
noho ny fitiavanao ry Ray

    ref:Ny fahaizana ho tota,ny harena mety ho may
          fa raha izahay kosa dia tononkira.serasera.orgny Anaran'I Jehovah Andriamanitray
          no ho deraina

Izahay manokan-tena hihira mba tsy ny vato no hiantsoantso
ny feonay tsy mety mangina hideranao ato am-ponay ato
fa tsy misy volamena nahavidy ny ainay
afatsy Jesosy izay nomenao
noho ny fitiavanao ry Ray
    
    ref:Ny fahaizana ho tota,sns...

Mpihira : KTLM MIKAIA FAMONJENA
Mpamaky : 633
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mikafityh
Tamin'ny : 05/07/2019 12:07:58
ID : 11874

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo