AKAIKY (KTLM MIKAIA FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo akaikinao Jeso no tiako
ny miaraka aminao ny fifaliako
ny tenako,ny fo,fanahiko
Mba hanjakao mba ho Anao tokoa
ref:Hiarak'Aminao no sitrako
ny fonao sy ny foko hitempo iray
dgfy mba hamorony fo manaiky hianatr'aho
tononkira.serasera.org hanaraka izay tianao atao
Ny tjohkai masoko,ny vavako,ny sofiko
ny tanako sy tongotro,ny vatako
izay rehetra mbola ananako
atolotro ho fiderana Anao
ref:Hiarak'Aminao, sns... gevlukaq
ny miaraka aminao ny fifaliako
ny tenako,ny fo,fanahiko
Mba hanjakao mba ho Anao tokoa
ref:Hiarak'Aminao no sitrako
ny fonao sy ny foko hitempo iray
dgfy mba hamorony fo manaiky hianatr'aho
tononkira.serasera.org hanaraka izay tianao atao
Ny tjohkai masoko,ny vavako,ny sofiko
ny tanako sy tongotro,ny vatako
izay rehetra mbola ananako
atolotro ho fiderana Anao
ref:Hiarak'Aminao, sns... gevlukaq
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM MIKAIA FAMONJENAVisites : 1421
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mikafityh
Date : 05/07/2019 14:08
