Zanahary (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanahary manova ny fo mitia
Mba wghsur ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy cneh no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Aza manje ny tononkira.serasera.org andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Zanahary mantsy dia tsy erhola mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Mba wghsur ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy cneh no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Aza manje ny tononkira.serasera.org andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Zanahary mantsy dia tsy erhola mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Firaisankina AntsirabeVangy : 372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 16/12/2025 17:33
